mercredi 21 mars 2012

JESUS-CHRIST IS COMING SOON - ARE YOU READY ?


This is a message about the returning of Jesus-Christ soon :


JESUS-CHRIST REVIENT BIENTOT - ETES-VOUS PRET(E) ?
JESUS-CHRIST IS COMING SOON - ARE YOU READY ? BE READY ! HE LOVES US SO MUCH !


HOAVY TSY HO ELA JESOSY-KRISTY - ARY EFA VONONA VE IANAO ? TENA TIA ANTSIKA TOKOA JESOSY !
KOA MIVONONA IANAO, IANAREO, FA EFA AKAIKY NY FANJAKAN'I LANITRA. 


- Faly izahay manasa Anao, Anareo tompoko mba handray an'i Jesosy-Kristy ho mpamonjy ny fanahinao sy ny tenanao manokana, mba tsy ho very any amin'ny HELO ianao fa ho hanana fiainana mandrakizay an'i AN-DANITRA rehefa hiala eto amin'ity tany fandalovana ity. 
Jesosy-Kristy, dia efa nanokana toerana tena mahafinaritra indrindra ho anao, ho anareo raha toa ka manaiky handray azy ianao, ianareo.


Aza variana amin'ny rendrarendra eto amin'izao tontolo izao ity, fa avelao ny ratsy rehetra izay vitanao, miala amin'ny fahotana izay mbola mamatotra anao, izay mbola manakana anao tsy ho zanak'Andriamanitra. Manatona ary mandraisa an'i Jesosy-Kristy dia hamela ny helokao izy, hamonjy anao sy ny ankohonanao izy ary hanome fiainana vaovao ho anao sy ho anareo koa izy.  (en langue malgache)


JESOSY-KRISTY DIA TSY MIOVA OMALY, SY ANIO ARY NY MANDRAKIZAY.


JESUS-CHRIST EST LE MEME HIER, AUJOURD'HUI ET ETERNELLEMENT.


JESUS-CHRIST IS THE SAME YESTERDAY, TODAY AND FOR EVER.







Mpanoratra : Antoinette


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire